Sarotra Fa Tsy Maintsy Irosoana…..

Sarotra fa tsy maintsy irosoana…..

Ikakijao « Fampihavanana ny Malagasy amin’ny taniny ». Fehezanteny tsara rindra, tsara filatro ary tsara faneno ao an-tsofina. Izany fehezanteny izany no isan’ny mandrafitra ny fomba fijerin’ny Filoha Rajaonarimampianina raha nandray ny fitondrana izy telo taona latsaka kely izay. Fehezanteny…

Lire plus
Ny Amisavisana Ny Ratsy….

Ny amisavisana ny ratsy….

Ikakijao Arahabaina daholo aloha tsy maty fo aman’aina tamin’iny tranga nampisahotaka ny maro omaly maraina iny. Tena hanjena iny horohorontany nanaitra vao maraina omaly iny. 5,9 eo amin’ny maridrefy Richter (izay 9 no marika avo indrindra aminy) no nandrefesan’ny masinina…

Lire plus
Aleo Miady Ho Gisitra Ka ….

Aleo miady ho gisitra ka ….

Ikakijao Nahataitra sy somary nahavariana ihany koa ny nahafantatra tamin’ireny alàlan’ireny tambazotran-tserasera ireny fa hay mba misy zavatra maha tsara laharana an’i Madagasikara ihany eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ankoatra ny tarajam-panatanjahatena toy ny haiady sy ny tsipy kanetibe. Matetika mantsy…

Lire plus
Aleo Miady Ho Gisitra Ka ….

Aleo miady ho gisitra ka ….

Ikakijao Nahataitra sy somary nahavariana ihany koa ny nahafantatra tamin’ireny alàlan’ireny tambazotran-tserasera ireny fa hay mba misy zavatra maha tsara laharana an’i Madagasikara ihany eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ankoatra ny tarajam-panatanjahatena toy ny haiady sy ny tsipy kanetibe. Matetika mantsy…

Lire plus
Afaka Adidy Amin’ny Fatana…

Afaka adidy amin’ny fatana…

Ikakijao Niaraha-naheno tamin’ny fampielazam-peom-pirenena sy niaraha-nahita tamin’ny fahitalavitra izay nampita azy mivantana ny fizotry ny lanonam-panjakana nifampiarahaban’ny andrim-panjakana ary ny masoivoho vahiny sy ny Filoham-pirenena mivady teny amin’ny Lapam-panjakanan’Iavoloha ny zoma lasa teo. Araka izay efa niainana azy hatramin’izay dia…

Lire plus
Asio Fanasana… Asio Fanajana!

Asio fanasana… Asio fanajana!

MORAMORA ILAZAKO AZY Nandrasana Any amin’ny Lapan’Iavoloha no fotoana amin’ny zoma 6 janoary izao. Fomba fanaon’ny Filoham-pirenena mivady isan-taona no manasa ny ambanilanitra hiara-hikorana aminy amin’ny tonon-taona toy izao. Io no fotoana hanasana vahiny maro eto amin’ny firenena, toy ny…

Lire plus
Be Izay Vita Izay, Omen-dalana Ianao Ry 2016 !

Be izay vita izay, omen-dalana ianao ry 2016 !

MORAMORA ILAZAKO AZY Nandrasana Satry foana hiaraka saingy ny fotoana manam-petra! Raha mbola nitohy ny fanisan’andro tamin’ity taona 2016 ity dia nitohy hatrany ny fanangonana ny zava-bita tsara indrindra teto amin’ity firenena ity. Nefa, mifarana androany ny 366 andro namaritana…

Lire plus
Rafotsibe Kendam-bomanga…

Rafotsibe kendam-bomanga…

Ikakijao Nampikolay sy nampimenomenona ny maro. Izay no azo amintinana azy raha ity fahatapahan-jiro tato ho ato teto an-drenivohitra no asiana resaka. Saika izay manana asa miankina amin’ny herinaratra dia nimenomenona daholo. Na mpanao volo, na mpivarotra isan-karazany mampiasa vata…

Lire plus
Mba Hiavotena Amin’izay Ve?

Mba hiavotena amin’izay ve?

Ikakijao Gazety no resaka. Ny marimarina kokoa asa fanaovan-gazety. Fiofanana atsy. Fampitomboam-pahaizana aroa. Atrikasa isan-karazany. Latabatra boribory. Dinika sy famelabelaran-kevitra tsy voatanisa intsony. Ireo no nalaza tato ho ato. Ny ankamaroany teto an-drenivohitra no natao. Ny sasany koa tany amin’ny…

Lire plus